Загрузка страницы

Mpivahiny.Lôlô sy ny tariny + paroles

Les hommes ne font que passer, quand aux femmes elles ne font que rêver..

Ilay bandy niady taminao, nilaza fa hoe" hilalao" , fa tsy mila ho afatotrao
intsony.
Sarotra ny mitazona azy, izy manakatra avo be, ianao indray no toa resy sy lavo.(x2)

Nisy vahiny tonga indray teo ambaravaranao,ianao nitsiky sady nampandroso..
fa fenofeno ny fonao, izy nanome toky hoe: " maniry hitoetra anilanao foana"..(x2)

Ny masony kanefa toa mangalatra fijery sy mibanjina ny varavaran-kely..
saroman'ny fitiavanaony zavatra tadiaviny,sakananao ny rivotra iriny.(x2)

Omaly tao ampaosiny dia nisy taratasy iray milaza f'izy handray ny voromby.
Ianao tsy tokony hotomany f'efa hatrany ampiandohana, no fantatrao fa mpivahiny ihany izy(x2).

Irery ianao izao maraina, izy nahazo izay nilainy, irery ianao mamboatra ny fandrina.
Tsisy tavela intsony anie ny resaka sy vazivazy, ny zavatra mitantara ny momba azy.(x2)

Nisy vahiny...

Omaly tao...

Видео Mpivahiny.Lôlô sy ny tariny + paroles канала ssrand1
Показать
Комментарии отсутствуют
Введите заголовок:

Введите адрес ссылки:

Введите адрес видео с YouTube:

Зарегистрируйтесь или войдите с
Информация о видео
30 сентября 2011 г. 2:19:10
00:04:27
Яндекс.Метрика