Загрузка страницы

Erick manana sy Aina Quach - Izay ratranao dia feriko

Erick manana et Aina Quach

Izay ratranao dia feriko
Takaitranao no aretiko
Ka n'inon'inona hanjo
Izay lalanao no hizorako
Antsana io na tevana
Tsy ampiova na ampihemotra
Fontsika mifangia
Miala eto ka hatrary

Veloma lava irony sento tomany
Ireo nofy ratsy tsy nanambina omaly
Tsy irery intsony aho manomboka androany
Sendra ny tiako aho no sady tia ka tsy ho tana
Tsy hay vahana fa mifaningo-paka
Miantra aman'aina ka tsy foiko ho ravana
Fitiavana io fa tsy mba tady mazaka
Tsy vitan'ny hoe "Tapaho hatreo io" dia miala!
O sanatria!

Fitiavanao no mamiko
Fa mamy toy ny taniko
Vimbino tsara fa ho arovako
Raha sendra misy ny tsy to
Fitia tsy nangalarina
Ka omeo lalana izahay fa
Ela niaretana
Fa mba te-ho sambatra.

hira vazo gasy music musique madagasikara madagascar

Видео Erick manana sy Aina Quach - Izay ratranao dia feriko канала Renel
Показать
Комментарии отсутствуют
Введите заголовок:

Введите адрес ссылки:

Введите адрес видео с YouTube:

Зарегистрируйтесь или войдите с
Информация о видео
1 января 2016 г. 1:33:54
00:05:56
Яндекс.Метрика