Загрузка...

FARA FITIAVANA Fizarana voalohany -Tontolon'ny Tantara [🔥Abonnes - toi🔥]

Aza adino ny manaraka ny chaîne antsika fa mbola maro no ho zaraina.

👉 " FARA-FITIAVANA"
Tantara nosoratan'i ANDRIANARIVELO LILIANE na LILIANE ARIVELO

Karazan-tantara tena maha ontsa loatra izy ity 😢 Ireo mpitia tononkalo aloha dia inoako fa hankafy azy ity tanteraka e.
Fa io alahelo io, io hatezerana io, io vesatra ao am-ponao io, mamotika anao io raha tehirizinao ao ary mody saronana tsikitsiky ivelany fotsiny 🤧

Ireo hamelona ny tantara:
#ZoMaminirina #Soafaniry, #ChristopheRabearimanana, #SylviaRandrianatoandro, #nanja
#tontolon_ny_tantara, #aceemradio, #farafitiavana, #tantaragasy

Видео FARA FITIAVANA Fizarana voalohany -Tontolon'ny Tantara [🔥Abonnes - toi🔥] канала Tontolon'ny Tantara
Яндекс.Метрика
Все заметки Новая заметка Страницу в заметки
Страницу в закладки Мои закладки
На информационно-развлекательном портале SALDA.WS применяются cookie-файлы. Нажимая кнопку Принять, вы подтверждаете свое согласие на их использование.
О CookiesНапомнить позжеПринять