Загрузка страницы

John Oabmar - Tsy Misy Ohatr'Izany (Lyric Video)

Turn on captions/subtitles for the translations | Activez les sous-titres pour la traduction
A fan made lyric video for the malagasy love song "Tsy Misy Ohatr'Izany" (More Than Anything) by John Oabmar.
John Oabmar is an indie pop songwriter from Madagascar. This is his most popular song out on 2013. I have no information about any upcoming album yet.

You can follow John Oabmar on facebook : https://www.facebook.com/MpamoronaMozika?fref=ts

Soundcloud: http://www.soundcloud.com/johnoabmar

This is my first lyric video using adobe flash cc so please be easy :)

All Rights go to Wanaw Sttudios : https://www.facebook.com/wanawstudios?fref=ts

Lyrics:

[1]
Hoy Ianao,
Hoy Ianao hoe ahy Ianao
Niteny Ianao,
Niteny Ianao hoe ahy, ahy Ianao

Ny fahatsoranao
Ny fieritreritrao
Ny fomba fihaingonao
Sy fiomehezanao
Ny fijerinao
Sy ny fitsikinao
Sy 'zay momba anao

[2]
Faly aho fa eo Ianao
Faly aho manana anao
Faly aho fa mitsambikimbikina ny foko
Raha vao hitako Ianao
Ka ho ventesiko androany
Mba misy hohenoinao foana rehefa tsy eo aho
Tiako Ianao
Tsy misy ohatr'izany

[3]
Hoy Ianao,
Hoy Ianao hoe ahy daholo
Tazomiko ho ahy
Tazomiko ho ahy iray manontolo

Ny fahatezeranao
Sy ny alahelonao
Ny tantaranao
Na tsara na tsy tsara
Ny hadisoanao
Izay nanenenanao
Sy 'zay momba anao

[2]...

[4]
Raha toy ny fitiavako anao
No ao am-pon'ny olona rehetra
Angamba tsy hisy fahoriana intsony eto an-tany
Ho sambatra tokoa...

[2]X2...

Видео John Oabmar - Tsy Misy Ohatr'Izany (Lyric Video) канала Madagascar Sounds
Показать
Комментарии отсутствуют
Введите заголовок:

Введите адрес ссылки:

Введите адрес видео с YouTube:

Зарегистрируйтесь или войдите с
Информация о видео
7 сентября 2014 г. 4:15:04
00:04:52
Яндекс.Метрика